44 lines
1.2 KiB
Markdown
44 lines
1.2 KiB
Markdown
# nanodidina ny faritry ny tempoly
|
|
|
|
"nandeha tamin'ny lalana rehetra nanodidina ny faritry ny tempoly"
|
|
|
|
# enina hakiho
|
|
|
|
Ity dia teo amin'ny 3,2 metatra teo.
|
|
|
|
# ny halavan'ny hakiho tsirairay dia hakiho iray sy vodivoam-pelantanana iray
|
|
|
|
Ny halavan'ny hakiho tsirairay dia teo amin'ny 54 santimetatra. Mety hisafidy ny tsy hampiditra ity fampahafantarana ity ianao raha toa ianao manome refy amin'izao fa tsy "hakiho" toy ny ataon'ny UDB. DH: "ireo dia halavan'ny hakiho, izay halavan'ny hakiho mahazavatra miampy vodivoam-pelatanana iray"
|
|
|
|
# vodivoam-pelatanana
|
|
|
|
"ny sakan'ny tanana." Ity dia teo amin'ny 8 santimetatra teo.
|
|
|
|
# iray volotara
|
|
|
|
"iray volotara ny sakany." Ity dia teo amin'ny 3,2 metatra teo.
|
|
|
|
# Niakatra tamin'ny ambaratongan'izany
|
|
|
|
"ary niakatra ny ambaratongan'ilay vavahady izy"
|
|
|
|
# ny halaliny
|
|
|
|
"avy eo amin'ny sisiny anoloan'ny tokonam-baravarana mankany amin'ny sisiny aoriana"
|
|
|
|
# efitrano fiambenana
|
|
|
|
Ireo dia efitra izay naorina tao anatin'ny vavahady izay nipetrahan'ireo mpiambina mba hiaro ilay vavahady.
|
|
|
|
# dimy hakiho
|
|
|
|
eo amin'ny 2,7 metatra eo
|
|
|
|
# teo anelanelan'ireo efitrano roa
|
|
|
|
"teo anelanelan'ireo efitrano"
|
|
|
|
# lavarangana
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.
|