20 lines
658 B
Markdown
20 lines
658 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ireo firenena any amin'ny Fiainan-tsy hita.
|
|
|
|
# ireo vahoakany maro rehetra
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "ny tafiny rehetra" na 2) "ny mpanompony rehetra"
|
|
|
|
# Manodidina azy ireo ny fasany
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "manodidina azy ny fasany" tao amin'ny 32:22.
|
|
|
|
# ireo helony eo amin'ny taolan'izy ireo
|
|
|
|
Tsy tahaka an'ireo tsy voafoara hafa, ny vahoaka Meseka sy Tobala dia nalevina araka ny tokony ho izy.
|
|
|
|
# Fa izy ireo no mpampihorohoro ny mpiady tao amin'ny tanin'ny velona
|
|
|
|
"satria, fony izy ireo mbola velona, dia nampiraiki-tahotra mafy an'ireo mpiady izy ireo"
|