480 B
480 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Farao sy mampitaha azy amin'ny biby masiaka izay miaina ao anaty rano.
fahalovan'ny fatinao
"ny fatinao izay lo"
Ary handraraka ny rànao manerana ny tendrombohitra Aho
DH: "ny tany dia hataoko tondraka amin'ny rànao manerana ny lalana rehetra mankany amin'ny tendrombohitra."
ho feno ny rànao ny fandrian-drano
DH: "Ho fenoiko ny rànao ny rano" na "ary ho fenoin'izy ireo amin'ny rànao ny rano"