plt_tn/ezk/22/13.md

24 lines
740 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema amin'ny firesahana mivantana amin'ny tanànan'i Jerosalema.
# namelezako ireo tombony tsy ara-drariny ... ny fandatsahan-drà
ny teny hoe "namely" dia maneho an'i Yaveh manao fihetsika manohitra an'ireo zavatra ireo.
# Hahazaka ve ny fonao, hahery ve ny tananao amin'ny andro izay hamelezako anao?
DH: "tsy hahazaka ny fonao, tsy hahery ny tananao amin'ny andro hamelezako anao."
# hanaparitaka anao eo amin'ireo firenana Aho ary hampiely anao manerana ny tany
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 12:14.
# hanadiovako
manala zavatra tsy ilaina.
# eo imason'ireo firenena ianao
"amin'ny hevitr'ireo vahoaka any amin'ny firenena hafa"