607 B
607 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka.
Tompo Yaveh
Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.
Ity no Jerosalema
"Ity sary sokitra ity dia maneho an'i Jerosalema" (4:1)
eo afovoan'ireo firenena
Ireo mety ho heviny dia 1) ireo firenena hafa dia teo amin'ireo lafin'i Jerosalema rehetra na 2) "manan-danja kokoa noho ireo firenena hafa rehetra."
nametrahako azy
Jerosalema eto ilay hoe "azy"
tany hafa
"ireo firenena manodidina" na "ireo firenena manodidina azy"
Efa nandà ny fitsaràko ny vahoaka
"efa nandà ny hankatoa ireo fitsaràko ny vahoakan'Israely sy Jerosalema."