317 B
317 B
Talenta volafotsy zato no narendrika
Ny talenta iray dia 34 kilao. DH: "Nandrendrika talenta volafotsy 100 ireo mpiasa" na "Nandrendrika volafotsy 3.400 ireo mpiasa"
zato...fitopolo
"100 ... 70"
sekely
Ny sekely dia 11 grama.
Bezalila
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.