1.3 KiB
1.3 KiB
Ny faladia...ny kianja dia natao tamin'ny varahina
Ho an'ny 38:17-20, jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:14 sy ao amin'ny 27:17.
Ny faladian'ireo tsangantsangany dia natao tamin'ny varahina
DH: "Nanao ireo faladian'ireo tsangantsangany tamin'ny varahina i Bezalila sy ireo mpiasa"
Ireo farango sy ireo fitohizana ho an'ireo tsangatsangany dia natao tamin'ny volafotsy, ary ny fandrakofana ho an'ireo tendron'ny tsangatsangany ihany koa dia natao tamin'ny volafotsy
DH: "Nanao ireo farango, ireo fitohizana ho an'ireo tsangatsangany, ary ny fandrakofana ireo tendron'ny tsangatsangany tamin'ny volafotsy izy ireo"
Ireo tsangatsangan'ny kianja rehetra dia norakofana volafotsy
DH: "Norakofan'izy ireo volafotsy ny tsangatsangan'ny kianja"
roapolo...dimy...efatra
"20 ... 5 ... 4"
Ny lamba dia natao tamin'ny
"Ny lamba dia nataon'izy ireo tamin'ny"
Ny fandrakofana ho an'ireo tendrony sy ny fitohizan'izany dia natao tamin'ny volafotsy
DH: "Nataon'izy ireo tamin'ny volafotsy ny fandrakofana ho an'ireo tendrony sy ny fitohizan'izany"
Ny fihantonan'ny lay rehetra ho an'ny tabernakely sy ny kianja dia natao tamin'ny varahina
DH: "Nataon'izy ireo tamin'ny varahina ny fihantonan'ny lay rehetra ho an'ny tabernakely sy ny kianja