815 B
815 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miteny an'i Mosesy ny fomba tokony hitondran'ny vahoakany tena amin'ireo avy any ivelany i Yaveh.
satria izy ireo mivarotra ny tenany amin'ireo andriamaniny
Ny olona manompo andriamani-kafa dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe mpijangajanga mankany amin'ny lehilahy hafa izy ireo. DH: "fa manompo andriamani-kafa izy ireo" na "satria manompo andriamani-kafa tahaka ny mpijangajanga izay mankany amin'ny lehilahy hafa izy ireo"
hihinana ny sasany amin'ny sorony ianao
Ny vokatry ny fihinana sakafo izay natao sorona ho an'ny andriamani-kafa dia azo ambara mazava. DH: "ary hihinana ny sasany amin'ny sorony ianareo ka ho lasa meloka noho ny fanompoana ny andriamaniny" na "ary hijangajanga amin'ny andriamaniny amin'ny fihinanana ny sasany amin'ny sorony ianareo"