507 B
507 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Rehefa mampiasa ny teny hoe "ianao" i Yaveh amin'ity andininy ity, dia manondro an'i Mosesy izany.
nahita fitia teo imasoko ianao
Io dia sarinteny izay midika fa mankasitraka azy Andriamanitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 33:12. DH: "Mankasitraka anao Aho" na "Ankasitrahako ianao"
mahalala anao amin'ny anarana Aho
Ny mahalala olona amin'ny anarana dia mahalala azy ireo tsara. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 33:12. DH: "Fantatro tsara ianao"