335 B
335 B
vato fisaka misy ireo lalàn'ny fanekena
Ireo dia vato fisaka roa izay nisokiran'Andriamanitra ireo didiny.
Asan'Andriamanitra manokana ireo vato, ary sora-tanan'Andriamanitra manokana ny soratra voasokitra
Ireo dia andianteny ireo dia mitovy dika. Ny faharoa dia manazava hoe ireo vato fisaka dia "asan'Andriamanitra mihitsy".