703 B
703 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay ataon'ny olona i Yaveh.
ampongaben-danitra
Ny ampongaben-danitra dia voankazo boribory misy hodiny mena.
lakolosy volamena dia ampongaben-danitra
Naverina io andianteny io mba haneho ny endriky ny sary amin'ny akanjo lava.
Tokony hanaovan'i Arona ilay akanjo lava rehefa manompo izy
DH: "Tsy maintsy manao ny akanjo i Arona rehefa manompo"
mba ho re ny feon'izany
DH: "mba haneno ireo lakolosy"
Natao izany mba tsy ho faty izy
Tafiditra amin'izany fa ho faty izy satria tsy nankatoa an'i Yaveh. Afaka ambara izao. DH: "Vokatr'izany, dia tsy ho faty noho ny tsy fankatoavany ny fampianarako izy" (UDB)