337 B
337 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
Tsy maintsy asan'ny mpanenona izany
Dia afaka ambara ho didy. DH: "Tsy maintsy manao izany akanjo lava izany ny mpanenona"
mpanenona
"olona izay manenona" na "olona izay mamorona lamba amin'ny fampiasana kofehy"