396 B
396 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
Antsoy ho eo aminao
Eto ny hoe "aminao" dia manondro an'i Mosesy.
Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara
Ireo dia anaran-dehilahy.
Tsy maintsy manamboatra ianao
Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'i Mosesy.
akanjo voatokana ho Ahy
DH: "akanjo izay hatokanao ho Ahy"