Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh.
bara
Ireo dia andry fanohanana mitsivalana izay tsy mampihevaheva ny rafitra.
amin'ny lafiny an-damosin'ny tabernakely eo andrefana
Ny anoloan'ny tabernakely manatrika ny atsinanana.