497 B
497 B
Nalain'i Mosesy ny antsasaky ny rà ka nataony tao anaty kovetabe izany
Nangonin'i Mosesy ny antsasaky ny rà tao anaty kovetabe mba hanosorana izany amin'ny olona ao amin'ny 24:7. Io dia hanaiky ny fandraisan'ny olona anjara amin'ny fanekena eo amin'ny vahoakan'Israely sy Andriamanitra.
ny antsasany kosa nafafiny teo amin'ny alitara
Eto ny alitara dia manondro an'Andriamanitra. Io dia hanaiky ny fandraisan'ny olona anjara amin'ny fanekena eo amin'ny vahoakan'Israely sy Andriamanitra.