330 B
330 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
hivadika ho fandrika ho anao tokoa izany
Izany dia midika fa ny fanompoana andriamani-kafa dia hitarika ny vahoakan'Israely amin'ny fahapotehana tokoa toy ny hoe biby tratra ao amin'ny fandrika izy ireo.