473 B
473 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
Tandremo
"Ataovy" na "Ankatoavy"
ny ombinao sy ny borikinao
"ireo biby ampiasainao"
ny vahiny mitsahatra sy maka aina
DH: "izay vahiny dia afaka hitsahatra sy hahazo hery indray"
Aza manonona anaran'andriamanitra hafa
Eto ny hoe "anarana" dia sarintenin'ny fivavahana amin'andriamani-kafa. DH: "Aza mivavaka amin'ireo andriamani-kafa"