448 B
448 B
nandresy Israely...nanomboka nandresy ny Amalekita
Ireo teny hoe "Israely" sy "Amalekita" dia manondro ireo mpiady avy amin'ireo vondrona ireo. DH: "ireo mpiady Israelita dia nandresy...ireo mpiady Amalekita dia nanomboka nandresy"
nihanavesatra ny tanan'i Mosesy
Soratan'ny mpanoratra toy ny hoe lasa navesatra ny tanany ny sandrin'i Mosesy reraka. DH: "sandry reraka"
tamin'ny sabatra
Ny sabatra dia manondro ady. DH: "ao amin'ny ady"