16 lines
799 B
Markdown
16 lines
799 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Io dia hira momba ireo zava-nitranga tao amin'ny 14:26.
|
|
|
|
# ny soavaly sy ny mpitaingina izany dia natsipiny tao anaty ranomasina
|
|
|
|
Mosesy nihira momba an'Andriamanitra nahatonga ny ranomasina hanarona sy hanafotra ny soavaly sy ny mpitaingina izany tahaka ny hoe natsipin'Andriamanitra tao anaty ranomasina izy ireo. DH: "nanao ny ranomasina hanarona ny soavaly sy ny mpitaingina Izy" na "nanao ny soavaly sy ny mpitaingina hilentika tao an-dranomasina Izy"
|
|
|
|
# ny soavaly sy ny mpitaingina izany
|
|
|
|
Io dia manondro ny soavaly Egyptiana rehetra na maro sy ireo mpitaingina izay nandroaka ireo Israelita. DH: "ireo soavaly sy ireo mpitaingina"
|
|
|
|
# mpitaingina
|
|
|
|
Izany dia olona izay mipetraka eo amin'ny soavaly na mandeha ao amin'ny kalesy izay tarihin'ny soavaly.
|