12 lines
443 B
Markdown
12 lines
443 B
Markdown
# dia tsy maintsy foraina avokoa ireo havany lehilahy rehetra
|
|
|
|
DH: "tsy maintsy hamora ireo havany lehilahy rehetra ny olona"
|
|
|
|
# olona izay teraka tao amin'ilay tany izy
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "tany" dia manondro an'i Kanana. Ny fomba fiteny hoe "teraka tao amin'ilay tany" dia midika ho olona izay teratany Israelita. DH: "ireo izay Israelita vao teraka"
|
|
|
|
# tsy misy olona tsy voafora afaka mihinana
|
|
|
|
DH: "ny olona voafora ihany no afaka mihinana"
|