404 B
404 B
raha handefa anareo sy ny zanakareo aho
Miteny izany i Farao mba hanindriana fa tsy hamela an'i Mosesy hitondra ny zaza hiaraka amin'izy ireo mba hanompo an'i Yaveh izy.
Dia nentina nivoaka niala teo anatrehan'i Farao i Mosesy sy i Arona.
DH: "Dia noroahin'i Farao niala teo anatrehany i Mosesy sy i Arona" na "Dia nasian'i Farao noroahin'ireo mpanompony niala teo anatrehany i Mosesy sy i Arona"