567 B
567 B
nihaona tamin'i Mosesy ary nikasa hamono azy Yaveh
Izany dia mety satria tsy namora ny zanany i Mosesy
Zipora
Io dia anaran'ny vadin'i Mosesy.
fiharatra vato
Izany dia antsy izay vato maranitra ny zarany.
tamin'ny tongony
Ny teny hoe ''tongotra'' eto dia mety hoe fomba mihaja kokoa hanondrona ny faritra ara-pananahana amin'ny vatana.
vady amin'ny alalan'ny rà amiko ianao
Ny dikan'ity sarinteny ity dia tsy mazava. Mety fiteny malaza amin'ny fomba izany. DH: "nifandray tamiko tamin'ny alalan'ity rà ity ianao'' na ''vadiko noho ny rà ianao''