492 B
492 B
nisento
Nanao izany izy ireo noho ny alahelony sy ny fijaliany. DH: ''nisento lalina''
niakatra tany amin'Andriamanitra ny fitarainan'izy ireo
Ny ranomason'ireo Israelita dia resahana toy ny hoe olona ka afaka mandeha miakatra mankany amin'Andriamanitra ireo. DH: ''Nandre ny fitarainan'izy ireo Andriamanitra''
nahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra
Izany dia fomba entina hilazana fa nihevitra momba izay nampanantenainy Andriamanitra. DH: ''Nahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra''