12 lines
574 B
Markdown
12 lines
574 B
Markdown
# mpampivelona
|
|
|
|
Ireo vehivavy izay nanampy ny vehivavy hiteraka. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1: 15.
|
|
|
|
# Nahoana no nanao izao ianareo, ary namela ireo zazalahy kely ho velona?
|
|
|
|
Nanontany izany fanontaniana izany Farao mba hibedesana ireo mpampivelona tamin'ny namelana ilay zazalahy ho velona. Io fanontaniana fampisainana dia azo adika ho fanambarana. DH: ''Tsy nankato ny didiko tamin'ny famonoana ireo zazalahy kely!''
|
|
|
|
# Tsy mitovy amin'ireo vehivavy Egyptiana ireo vehivavy Hebreo
|
|
|
|
Namaly tamim-pahendrena mba hampitony ny hatezeran'i Farao ireo mpampivelona.
|