489 B
489 B
aoka ho entina ny akanjo fiandrianana
DH: "Aoka hisy olona hanatitra ny akanjo lava fiandrianana" na "lazao ireo mpanomponao mba hitondra ny akanjo lava fiandrianana"
eo amin'ny lohany ny satro-boninahitra
Ny satro-boninahitra dia marika manokana izay mampiseho ny fianakavian'ny mpanjaka.
Ary aoka ny akanjo sy ny soavaly homena
DH: "Ary aoka omena azy ireo ny akanjo sy ny soavaly"
aoka izy ireo hanambara
"Aoka ny manamboninahitra mendri-kaja sy ireo mpanompo hanambara"