366 B
366 B
Inona no tadiavinao
DH: "Inona ny angatahinao" na "inona no ilainao"
Fa homena anao izany
DH: "Omeko anao izay angatahinao" na "ho ataoko aminaoizay aangatahinao"
Inona no fangatahanao
DH: "inona no ilainao"
mihoatra ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homena izany
DH : "raha mangataka mihoatra ny antsasaky ny fanjakako ianao, dia homeko anao izany"