812 B
812 B
Rehefa tonga ny fotoana
Io dia mampiditra fizarana vaovao amin'ny tantara.
zanaka vavin'i Abihaila, rahalahin-drain'i Mordekay, izay efa nandray azy toy ny zanany vavy
Io fampahafantarana io dia mampatsiahy ny fifandraisan'i Estera tamin'i Mordekay.
Abihaila
"Abihaila" no anaran'ny rain'i Estera ary dadatoan'i Mordekay.
tsy nangataka na inona na inona izy, ankoatr'izay
DH: "izay ... ihany"
Hegay
Hadikao toy ny tao amin'ny 2:3 ny anaran'ilay lehilahy.
nahazo fankasitrahana tamin'izay rehetra
Io dia fomba fiteny. DH: "nankasitrahin'ny rehetra"
ny volana faha folo i Estera, izay volan'i Tebeta
"Tebeta" no anaran'ny volana faha folo amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Desambra hatramin'ny fiandohan'ny volana Janoary amin'ny tetiandron'ny tandrefana.