Taorian'ireo zavatra ireo
Io dia mampiditra tantara vaovao izay nitranga taty aoriana
nitony ny fahatezeran'i Ahasoerosy mpanjaka
"nihena ny hatezeran'ny mpanjaka"
ny didy
Io dia manondro ilay didy tao amin'ny 1:19
Aoka hisy fitadiavana
DH: "lazao ireo mpanomponao mba hikaroka"