536 B
536 B
rehefa tapitra ireo andro ireo
"Any amin'ny faran'ny firavoravoana"
firavoravoana nandritry ny fito andro
Izany dia firavoravoana faharoa izay natokana ho an'ireo manam-pahefana tao Sosana. DH: "firavoravoana iray hafa izay naharitra fito andro"
fito
7
lapa
Fitoeran'ny mpanjaka
Sosana
Tanàn-dehiben'ireo mpanjaka Persana
lampivato
Ny "lampivato" dia vato miloko sy voarafitra hapetaka eny amin'ny sary mba hanintona
porfira
Izy io dia karazam-bato miloko mena sy volom-parasy izay misy potika vato Krystaly