760 B
760 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly mamarana ny fampianarany ny amin'ny fomba tokony hiainan'ny mpino rehetra.
Ary aza manao mamon'ny divay
''Ary ianareo dia tsy tokony ho mamon'ny fisotroana divay''
Fa kosa, aoka ho fenon'ny Fanahy Masina
''Fa tokony hanjakan'ny Fanahy Masina kosa ianareo''
salamo sy fihirana ary hiram-panahy
Paoly dia mitanisa karazana mozika miavaka.
salamo
Ireo dika azo heverina: 1) teny nalaina avy tao amin'ny Bokin'ny Salamo na 2) ny hira fiderana rehetra
fihirana
hira izay midera ny Ray na ny Zanaka
hiram-panahy
Ireo dika azo heverina: 1) ireo dia hira momban' Andriamanitra na 2) ireo dia hira nomen'ny Fanahy Masina na 3) ity teny ity dia mitovy amin'ny "fihirana" ary tsy mila teny manasaraka.