432 B
432 B
voatendry ho mpandova isika
DH: ''Andriamanitra dia nisafidy antsika ho mpandova''
nofidiana mialoha isika
''Andriamanitra nisafidy antsika taloha''
mba ho isika no manana fahatokiana voalohany
Eto ny teny hoe ''isika'' dia maneho an'ireo mpino Jiosy izay nandre ny vaovao mahafaly voalohany, fa tsy ireo mpino ao Efesosy.
mba ho fiderana ny voninahiny isika
''mba ho velona mba hidera Azy isika noho ny voninahiny''