512 B
512 B
harem-pahasoavany
Paoly miresaka ny fahasoavan'Andriamanitra toy hoe harena ara-nofo izany. DH: ''ny halehiben'ny fahasoavan'Andriamanitra'' na ''ny habetsaky ny fahasoavan'Andriamanitra''
Narotsany tamintsika izany fahasoavana izany
''Nomeny antsika io fahsoavana lehibe io'' na ''tsara fahany tamintsika Izy''
tamin'ny fahendrena sy fahalalana rehetra
Ireo dika azo heverina: 1) ''satria nanana ny fahendrena sy ny fahazoana rehetra Izy'' 2) ''mba mety hanana fahendrena sy fahazoana lehibe isika''