843 B
843 B
Mifalia, ry zatovo, amin'ny fahatanoranao, ary aoka ny fonao ho faly amin'ny andron'ny fahatanoranao.
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavtra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho fanamafisana.
aoka ny fonao ho faly
Eto ny teny "fo" dia maneho fihetseham-po. D.H: "mifalia"
Manaraha ny faniriana tsaran'ny fonao
Eto ny teny "fo" dia maneho siana na fihetseham-po. D.H: "Manaraha ireo zavatra tsara izay irianao" na "Manaraha ireo zavatra izay efa nanapahanao hevitra arahina"
rehetra eo amin'ny hitan'ny masonao
D.H: "izay rehetra hitanao izay irianao" na "izay rehetra itanao dia ho tsara indrindra"
fa Andriamanitra hitondra anao eo amin'ny fitsarana ny amin'ireo zavatra rehetra ireo
D.H: "Hanao fanisana amin'ny asanao rehetra Andriamanitra"
Alaviro amin'ny fonao ny hatezerana
D.H: "Mandà ny ho tezitra"