438 B
438 B
ny zavatra rehetra izay atao
D.H: "zavatra rehetra izay ataon'ny olona''
lahatra iray
Eto ny teny "lahatra" dia maneho fahafatesana.
Feno ratsy ny fon'olombelona, ary ao am-pon'izy ireo ny fahadalana
Eto ny teny "fo" dia maneho ny saina sy fihetseham-po. D.H: "feno faharatsiana ny maha olomberlona, ary very saina izy ireo."
mankany amin'ny maty izy ireo.
D.H: "mankany amin'ny toeran'ny maty izy ireo" na "maty izy ireo"