20 lines
771 B
Markdown
20 lines
771 B
Markdown
# ny vehivavy izay feno fandrika sy harato ny fony, ary misy rojo vy ny tanany
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia milaza fa ny vehivavy manintona dia tahaka ny fandrika izay ampiasain'ny mpihaza hisamborana biby.
|
|
|
|
# izay feno fandrika sy harato ny fony,
|
|
|
|
Eto ny teny "fo" dia manambara fisainana sy fihetseham-po. Ity dia ilay vehvavy liana amin'ny fitiavan-tena ihany. D.H: "izay te hamandrika olona"
|
|
|
|
# fandrika sy harato
|
|
|
|
Ireo teny roa ireo dia samy maneho ny fomba izay hamandrian'olona biby. Mbola miheritreritra ny fomba hamandriana olona hatrany izy amin'ny fananana ireo zavatra omena azy.
|
|
|
|
# misy rojo vy ny tanany
|
|
|
|
Eto ny "tanana" dia maneho hery sy fahefana. D.H: "avy amin'iza no tsy afahan'ny olona mitsoaka"
|
|
|
|
# ireo mpanota kosa ho lasany.
|
|
|
|
D.H: "hambabo ireo mpanota izy"
|