Beti- peora
Tanàna any Moaba ity. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 3:28.
hijery izany tamin'ny masonareo
"ho hitanareo"
mandrak'ankehitriny
Ity dia maneho ny fotoana izay nanoratana na nanotana ity, fa tsy amin'izao fotoana taonjato fahiraika amby roapolo izao.