plt_tn/deu/33/10.md

8 lines
319 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Levy izy, izay nanomboka tao amin'ny 33:8.
# didinao ... lalànao ... eo anoloanao ... alitaranao
Mosesy miresaka amin'i Yaveh, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.