20 lines
730 B
Markdown
20 lines
730 B
Markdown
# Roapolo amby zato taona
|
|
|
|
"120 taona"
|
|
|
|
# tsy afaka mandeha mivoaka sy miditra intsony aho
|
|
|
|
Eto ny hoe "mivoaka" sy "miditra" nampiasaina miaraka dia midika fa Mosesy dia tsy afaka manao izay afaka ataon'ny olona salama intsony. DH: "tsy afaka mandeha na aiza na aiza izay mila alehanareo intsony aho, koa tsy afaka ny ho mpitarika anareo intsony aho"
|
|
|
|
# Andriamanitrao ... manoloana anao ... ho azonao ... eo anoloanao
|
|
|
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
|
|
|
# ho azonao ireny
|
|
|
|
"ho alainao ny tanin'izy ireo"
|
|
|
|
# Josoa, handeha eo anoloanareo iy, araka izay nolazain'i Yaveh
|
|
|
|
"Josoa dia hitarika anao manerana ny renirano, araka ny nampanantenain'i Yaveh"
|