424 B
424 B
Sihona, ilay mpanjakan'i Hesbona, sy Oga, ilay mpanjakan'i Basana
Adikao toy ny tao amin'ny 1:3 ireo anarana ireo.
nivoaka mba hiady amintsika
Eto ny hoe "isika" dia maneho an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely.
tandremo ireo tenin'ity fanekena ity ary ataovy izany
Mitovy hevitra ireo fehezanteny roa ireo ary manamafy fa ny olona dia mila mankato ireo didin'i Yaveh. DH: "ankatoavy ireo tenin'ny fanekeny rehetra"