plt_tn/deu/24/16.md

491 B

Ny ray aman-dreny tsy tokony ho vonoina noho ireo zanany

DH: "tsy tokony hamono ireo ray aman-dreny nohon'ny zavatra ratsy izay nataon'ny iray tamin'ireo zanany ianao"

na ny zanaka ho vonoina noho ireo ray aman-dreniny

DH: "ary tsy tokony hamono ilay zanaka nohon'ny zavatra ratsy nataon'ny ray aman-drenin'izy ireo ianao"

ny tsirairay avy dia tsy maintsy vonoina nohon'ny fahotany manokana

DH: "tokony nohon'ny zavatra ratsy izay nataon'ny tenany ihany no hamonoanao olona iray"