plt_tn/deu/23/19.md

20 lines
700 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# Tsy tokony haka tombony amin'ireo Israelita namanao ianao
"raha mampindrana zavatra amin'Israelita namanao ianao, dia tsy tokony hampamerina azy aminao mihoatra noho izay nindraminy ianao"
# haka tombony
mapindrana amin'olona sy manery izany olona izany hamerina mihoatra noho izay nindramina
# ombony amin'ny vola ... na inona na inona nampindramina hakàna tombony
"tsy tokony haka tombony ianao rehefa mapindrana vola, sakafo, na zavatra hafa amin'ny olona"
# izay rehetra hametrahanao tanana
Fomba fiteny ity. DH: "izay rehetra ataonao"