821 B
821 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
mpijangajanga amin'ny fanompoan-tsampy ... mpijangajanga amin'ny fanompoan-tsampy ... mpivaro-tena ... alika
Yaveh dia manome lisitra feno amin'ireo karazana fijangajangana eo amin'ny lehilahy sy vehivavy mba handraràna ny fijangajangana ataon'ny olona amin'ny tsy misy antony.
Ireo karaman'ny mpivaro-tena ... ao an-trano
"ny vehivavy izay mahazo vola amin'ny maha-mpivaro-tena dia tsy tokony hitondra izany vola izany ... ao an-trano"
alika
lehilahy izay mamela lehilahy hiray ara-nofo aminy ho takalo vola.
ao an-tranon'i Yaveh Andriamanitrao
"ao amin'ny tempoly"
samy .. ireo
ny karaman'ny vehivavy mpivaro-tena sy ny an'ny lehilahy mpivaro-tena.