820 B
820 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
fito taona
"7 taona"
manaova fanafoanana trosa ianao
"avelao daholo ny zavatra rehetra izay mbola trosan'ny olona aminao"
Izany no fomban'ny fanafahana
"Izany no fomba hanafoanana ireo trosa"
Ny mpampindram-bola
Olona izay mampinadrana vola amin'ny olona hafa.
mpiara-belona aminy izy na ny rahalahiny
Ny teny hoe "mpiara-belona" sy "rahalahy" dia manana dika mitovy ary manamafy ny fifandraisana akaiky izay hananan'izy ireo amin'ireo Israelita naman'izy ireo. DH: "ireo Israelita namany"
satria ny fanafoanan'i Yaveh ny trosa dia efa voambara
DH: "Satria Yaveh nangataka ny mba hanafoananao ireo trosa"
tokony hafoinao
DH: "tsy tokony asainao haverina izany" na "tsy tokony hangataka fandoavana ianao"