719 B
719 B
Aza mihinana zavatra vetaveta na inona na inona
Ny vahoakan'Israely dia tsy tokony hihinana izay zavatra nolazain'Andriamanitra fa tsy mendrika hohanina.
ny serfa, ny gazela, ny kapreola
Karazana serfa avokoa ireo. Raha toa ny fiteninao ka tsy manana teny ho an'ireo biby tsirairay ireo dia afaka adika hoe "ireo karazana serfa rehetra" izany.
ny gazela
Ity dia bibidia manana tongotra mahia izay afaka mihazakazaka mafy. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 12:15.
kapreola
karazana serfa
ny pygarga, sy ny antilopa
Karazana antilopa ireo. Raha toa ny fiteninao tsy manana teny ho an'ireo biby tsirairay ireo dia afaka adika hoe "ireo karazana antilopa rehetra" izany.
pygarga
karazana antilopa