24 lines
1021 B
Markdown
24 lines
1021 B
Markdown
# Kanefa, afaka mamono na mihinana biby ao anatin'ny vavahadinao rehetra ianao
|
|
|
|
Any amin'ny toerana izay safidian'i Yaveh ihany ny olona no afaka mamono biby ho sorona. Afaka mamono biby atao sakafo any amin'izay rehetra tiany izy ireo. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity.
|
|
|
|
# ao anatin'ny vavahadinao rehetra
|
|
|
|
Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanàna iray manontolo. DH: "ao anatin'ny tanànanao" na "ao an-tranonao"
|
|
|
|
# ny olona maloto
|
|
|
|
Ny olona izay tsy ekena ho amin'ny tanjon' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana ilay olona.
|
|
|
|
# ny olona madio
|
|
|
|
Ny olona izay ekena ho amin'ny tanjon' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ilay olona.
|
|
|
|
# ny gazela sy ny diera
|
|
|
|
Ireo dia bibi-dia izay manana tongotra mahia lava be izay afaka mihazakazaka mafy. DH: "ny antilopa sy dera"
|
|
|
|
# Fa aoka tsy hihinana ny ràny ianao
|
|
|
|
Ny rà dia maneho ny fiainana ary Andriamanitra dia tsy namela ny olona hihinana ny rà miaraka amin'ny hena. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity.
|