847 B
847 B
ka monina ao amin'ny tany
Ity dia maneho ilay tanin'i Kanana.
monina ao amin'ny tany izay hapandovain'i Yaveh anao
Andriamanitra manome ilay tanin'i Kanana amin'ireo vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe ray izay manome lova ny zanany Izy.
rehefa manome anao fitsaharana amin'ny fahavalonao rehetra manodidina Izy
"rehefa manome fiadanana anao amin'ireo fahavalonao rehetra manodidina anao Izy"
dia ho amin'ny toerana izay ho fidian'i Yaveh Andriamanitrao mba hahavelona ny Anarany
Eto ny hoe "anarana" dia maneho an'Andriamanitra mihitsy. DH: "dia ho amin'ny toerana izay onen'i Yaveh Andriamanitrao"
ny rakitra atolotry ny tananao
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ny rakitra izay atolotrao"
ireo raki-boady rehetra izay safidianao
"ireo fanatitrao maimaimpoana rehetra mba hanatanterahana voady"