20 lines
846 B
Markdown
20 lines
846 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# Ho soratanareo eo amin'ny tolam-baravaran'ny tranonareo sy eo amin'ny vavahadin'ny tanànanareo izany
|
|
|
|
Adikao toy ny nataonao tao amin'n 6:8 ireo teny ireo.
|
|
|
|
# mba hihamaro ny andronareo sy ny andron'ireo zanakareo
|
|
|
|
Eto ny hoe "andro" dia maneho fotoana maharitra. DH: "mba hampiainan'i Yaveh anareo sy ny zanakareo mandritry ny fotoana ela"
|
|
|
|
# tamin'ireo razambenareo
|
|
|
|
Ity dia maneho an'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba.
|
|
|
|
# omena azy ireo raha mbola ambonin'ny tany koa ny lanitra
|
|
|
|
Ity dia mampitaha ny faharetan'ny fijanonan'ny vahoaka ao amin'ilay tany amin'ny faharetan'ny fisian'ny lanitra eo ambonin'ny tany. Ity dia fomba hilazana ny hoe "mandrakizay." DH: "omena azy ireo ho fananana mandrakizay" na "omena halalana azy ireo hiaina ao mandrakizay"
|