643 B
643 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
Tany izay hihinananao hanina tsy lany laniana
DH: "tany izay ho feno sakafo ho anao"
izay handehananao tsy hisy zava-mahory
DH: "izay hahazoanao ny zavatra rehetra ilainao"
ny vatony dia misy vy
Feno vato ireo vato. Ny vy dia metaly tena mafy izay ampiasaina ho an'ireo sabatra sy angady.
hiadianao varahina
"hitrandrahana varahina." Ny varahina dia metaly malefaka fanaovana fanaka ao an-tokantrano.
hihinana ianao ary ho voky
"hahazo sakafo sahaza tsara ianao mandrapahavokinao"
hisaotra
"hidera"