Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakanIsraely.
Koa mitandrema tsara
Ireo mety ho heviny dia 1) "Koa mila mitandrina tsara amin'ny fomba fihetsikareo ianareo" na 2) "Ambeno tsara ny fanahinareo."
mba tsy hanimba tena ianareo
"aza manao ny ratsy"