728 B
728 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
Ny masonareo dia efa nahita
Eto ny hoe "maso" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "nahita ianareo"
noho Bala-peora
Ny tena dikan'ity feno dia afaka atao mazava tsara. DH: "nohon'ny fahotana izay nataonareo tany Bala-peora"
Peora
Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:28 ity.
noringanin'i Yaveh Andriamanitrao hiala teo aminao
Mosesy dia miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray izy ireo.
Fa ianareo izay nifikitra tamin'i Yaveh
Ny mpanoratra dia miresaka toy ny hoe famihinana ara-batana amin'ny olona iray ny fitokiana sy fankatoavana an'i Yaveh. DH: "nitandrina tsara ny fankatoavana an'i Yaveh ianareo"